«Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay »
RANAIVOSON Gaston
Dia nody mandry tamin’ny 05 oktobra 2015
rehefa nivahiny 61 taona teto an-tany
Hoy :
Ny vadiny : RAZAFIARIVONY Florine
Ny zanany :
- RANAIVOSON Jean Esther
- RAZAFIARIVONY Tiana Eliane
- RAZAFINDRAINA Lanja Gastelle
- RANAIVOSON Rivo Gerard Jean Noël
- RANAIVOSON Fitiavana Sarobidy
Ny iray tampo aminy :
- Sujanne, Edwise, René, Dona
Ny iray tampo amin’ny vadiny :
- RANDRIANOMANANA Elmond
- RANDIRANOMANANA Raymond
- RAHARIMNANA Voahangy Lanto
- RASOAFALY Florentine
- RAVAONILAINA Edwise
- RAZAFIARIVONY Florette
- RAZAFIARIONY Florence
Ny zafikeliny :
Jenny, Zina, Jô, Lianah, Fenitra, Liantsoa
Ny nofony dia hiala ao an-tranony ny alarobia 14 octobre 2015 amin’ny 1 ora tolakandro ary ho entina eny Ambohitrimanjaka Lot 81 Bis mialoha ny handevenana azy ao ampasan-drazany.
« Sambatra izay maty dia izay maty ao amin’i Kristy»