Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan-kovelona no am-pandrenesina anareo fa ny havanay:
Frère RASAMISON Désiré Maurice,
Frères des Ecoles Chrétiennes
Officier de l’ordre National
Dia nodimandry ny Zoma 18 Marsa teo amin’ny faha-61 taonany ary faha-20 taona naha-relijiozy azy.
Hoy :
Son Excellence Monseigneur Odon Marie Arsène RAZANAKOLONA, Archevêque d’Antananarivo
Son Excellence Monseigneur Désiré TSARAHAZANA, Evêque du Diocèse De Toamasina
Son Excellence Monseigneur Paolo Rocco GUALTIERI, Nonce Apostolique
Monseigneur Ludovic RABENANTOANDRO, Vicaire Général d’Antananarivo
Frère Robert SCHIELER, Supérieur général
Frère Mamy Olivier RABARONE, Visiteur du District d’Antananarivo
La Communauté Stella Maris Toamasina sy Frères du District d’Antananarivo
Lycée Stella Maris Toamasina
Corps professoral Stella Maris, Distrika Arivonimamo
Ny Fianakaviambe Lasalianina eto Madagasikara
Ny mpiray tampo aminy :
Mauricette sy Henri Randriamanantena
Lylha sy Jean De Dieu Andriantahiana
Zanah sy Rolland Louis Raboana Rasamison
Ny zanaky ny iray tampo aminy:
Domoina sy Andry, Fanja sy Thibault,
Mirindra sy Andry, Tsiky sy Tanjona,
Sitraka sy Rova, Maeva sy Tsiry,
Miora sy Dirah, Penny sy Rinah
Association Raboana Rasamison
Sy ny fianakaviana manontolo
EKAR St Jean Baptiste Faravohitra
TALIFA Faravohitra, Antsan’ny Faravohitra
Ny EKAR Kristy Mpanjaka Manjakaray
Fokontany Nanisana Iadimbola.
Ny nofo mangatsiakany dia andrasana ao amin’ny « grande Salle » Soavimbahoaka. Ny Lamesa fisaorana an’Andriamanitra sy fanomezam-boninahitra azy dia hatao ao amin’ny Paroasy Md Joany Batista Faravohitra ny Alatsinainy 21 martsa 2016 amin’ny 1ora sy sasany tolakandro,aorian’izay ny fametrahana azy ao Soavimbahoaka.
« Fa izay maharitra hatramin’ny farany no voavonjy» Mt 24, 13